plt_tq/psa/11/05.md

20 lines
464 B
Markdown

# Iza no dinihan'i Yaveh?
Mandinika ny marina sy ny ratsy fanahy Izy.
# Iza no ankahalain'i Yaveh?
Mankahala an'ireo izay tia manao heirsetra Izy.
# Inona no ataon'i Yaveh amin'ireo ratsy fanahy?
Mandatsaka vain'afo mahamay sy solifara eo amin'izy ireo Izy ary mandraraka rivo-mandoro avy amin'ny kapoakany.
# Inona no hiheveran'i Yaveh ny fahamarinana?
Tia fahamarinana Izy.
# Inona no hitranga amin'ny olo-marina?
Hahita ny tavan'i Yaveh ny olo-marina.