plt_tq/psa/11/01.md

12 lines
340 B
Markdown

# Ao amin'iza Davida no mialoka?
Davida mialoka ao amin'i Yaveh.
# Inona no holazain'ny vahoaka amin'i Davida momba ny fanahiny?
Hilaza azy izy ireo mba hitsoaka any an-tendrombohitra toy ny vorona.
# Ahoana no fomba iomanan'ny ratsy fanahy hamelezana ny mahitsy fo?
Manomana ny tsipìkany izy ireo ary mampivonona ny zana-tsipìkany.