forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
381 B
Markdown
8 lines
381 B
Markdown
# Famonjen'iza no lazain'i Davida fa zava-poana?
|
|
|
|
Mangata-pamonjena amin'Andriamanitra i Davida satria zava-poana ihany ny famonjen'olombelona.
|
|
|
|
# Ahoana no fomba amaritan'i Davida ny fandreseny miaraka amin'ny famonjen'Andriamanitra?
|
|
|
|
Davida miteny fa ny tafiny dia handresy miaraka amin'ny fanampian'Andriamanitra, satria Andriamanitra hanitsakitsaka an'ireo fahavalon'i Davida.
|