plt_tq/psa/107/23.md

4 lines
210 B
Markdown

# Inona no hitan'ireo olona mamakivaky ranomasina amin'ny sambo sy manao raharaham-barotra any am-pitan-dranomasina amin'i Yaveh?
Nahita ireo asan'i Yaveh izy ireo ary koa ireo fahagagany teny an-dranomasina.