plt_tq/psa/10/01.md

8 lines
312 B
Markdown

# Ahoana no fahatsapan'ny mpanoratra fa izay ataon'i Yaveh aminy?
Ny mpanoratra mahatsiaro fa mijanona lavitra Yaveh ary miafina.
# Inona no angatahan'ny mpanoratra ho ataon'i Yaveh amin'ireo olona ratsy fanahy?
Ny mpanoratra mangataka an'i Yaveh hamela ny ratsy fanahy ho voafandriky ny teti-dratsiny ihany.