plt_tq/psa/09/11.md

8 lines
272 B
Markdown

# Inona no ambaran'i Davida fa tokony ataon'ny vahoaka ho an'i Yaveh, izay manapaka ao Ziona?
Tokony hihira fiderana ho an'i Yaveh izy ireo ary hanambara izay nataon'i Yaveh amin'ireo firenena.
# Inona tsy adinoin'Andriamanitra?
Tsy manadino ny fitarainan'ireo ory Izy