forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
418 B
Markdown
8 lines
418 B
Markdown
# Inona no nasain'i Yaveh ataon'ny zanak'olombelona?
|
|
|
|
Yaveh nanao ny zanak'olombelona hanapaka manerana ny asan-tanan'i Yaveh.
|
|
|
|
# Inona ireo zavatra izay apetrak'i Yaveh ho eo ambany tongotry ny ny zanak'olombelona?
|
|
|
|
Izy nametraka ondry sy omby, eny fa na ireo bibin'ny saha aza, ny voron'ny habakabaka, sy ny trondron'ny ranomasina, ary izay rehetra mamakivaky ny ria-dranomasina ho eo ambany tongotry ny olombelona.
|