plt_tq/psa/07/06.md

12 lines
467 B
Markdown

# Inona no angatahan'i Davida hataon'i Yaveh amin'ny hetzeran'i Yaveh?
Davida mangataka ny hijoroan'i Yaveh sy hitsanganany hanohitra ireo fahavalon'i Davida.
# Inona no angatahan'i Davida hataon'i Yaveh noho ny amin'i Davida?
Davida mangataka ny hifohazan'i Yaveh sy hanatanterahany ny didy marina izay nandidian'i Yaveh.
# Inona no tian'i Davida hataon'i Yaveh momba ireo firenena?
Davida mila an'i Yaveh haka ny toeram-pahamarinany manerana an'ireo firenena.