plt_tq/psa/03/03.md

8 lines
232 B
Markdown

# Ampitahain'i Davida amin'inona i Yaveh?
Yaveh no ampinga manodidina azy, voninahitra ho azy, ary Ilay mampitraka ny lohany.
# Inona no ataon'i Yaveh raha manandram-peo aminy i Davida?
Mamaly avy any amin'ny havoany masina Izy.