plt_tq/psa/02/08.md

8 lines
213 B
Markdown

# Inona no hataon'i Yaveh amin'ireo firenena sy ny faritra lavitra indrindra amin'ny tany?
Yaveh hanome azy ireo ho lova sy fananana.
# Inona no hitranga amin'ireo firenena?
Ho vaky izy ireo ary ho potipotika.