plt_tq/psa/02/01.md

8 lines
263 B
Markdown

# Iza no anaovan'ireo mpitarika teti-dratsy"
Miteti-dratsy hanoherana an'i Yaveh izy ireo ary manohitra ny Mesiany.
# Inona no tian'ireo mpitarika hoviraviraina sy hariana"
Te hamiravira ny rojovy napetrak'i Yaveh sy ny Mesiany izy ireo ka hanala ireo rojony.