forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
445 B
Markdown
8 lines
445 B
Markdown
# Inona no tsara noho ny mitsangana eo amin'ny toerana voatokana ho an'ny lehibe?
|
|
|
|
Tsara kokoa raha miteny aminao ny mpanjaka hoe: "Miakara ety," toy izay mitsangana eo amin'ny toerana voatokana ho an'ny lehibe.
|
|
|
|
# Raha nanatri-maso zavatra nataon'ny namanao ianao, nahoana no tsy tokony halaky hitondra izany any amin'ny fitsarana ianao?
|
|
|
|
Tsy tokony halaky hitondra izany any amin'ny fitsarana ianao satria mety hanala baraka anao ny namanao.
|