plt_tq/pro/19/19.md

8 lines
312 B
Markdown

# Iza no tsy maintsy avotana fanindroany?
Ny olona be kizitina (tezitra) no tsy maintsy avotana fanindroany.
# Ahoana no ahatongavan'ny olona ho hendry amin'ny fiafaran'ny fiainany?
Amin'ny fihainoana ny toro-hevitra sy fanekena ny fampianarana no ahatongavan'ny olona ho hendry amin'ny fiafaran'ny fiainany.