plt_tq/pro/16/31.md

8 lines
200 B
Markdown

# Inona no satro-boninahitra?
Ny volo-fotsy dia satro-boninahitra.
# Iza no mahery noho izay mambabo tanàna iray?
Ny olona manapaka ny fanahiny dia mahery noho ny olona izay mambabo tanàna iray.