plt_tq/pro/09/16.md

8 lines
299 B
Markdown

# Toy ny ahoana ny zavatra miafina sy nangalarina amin'izay mahazo azy?
Amin'ny voalohany dia mamy sy mahafinaritra amin'izay mahazo azy ny zavatra miafina sy nangalarina.
# Iza no ao an-tranon'ny vehivavy adala?
Ny maty any amin'ny halalin'ny Fiainan-tsy hita no ao an-tranon'ny vehivavy adala.