plt_tq/pro/07/13.md

8 lines
259 B
Markdown

# Inona no nataon'ilay vehivavy taloha kely tamin'izany andro izany?
Taloha kely tamin'izany andro izany, dia nanao fanati-pihavanana ilay vehivavy.
# Inona no notadiavin'ilay vehivavy fatratra?
Ny tavan'ilay tovolahy no notadiavin'ilay vehivavy fatratra.