plt_tq/pro/05/11.md

8 lines
424 B
Markdown

# Inona no hitranga amin'ny faran'ny androm-piainan'ny zanaka raha tafiditra amin'ny vehivavy janga?
Raha tafiditra amin'ny vehivavy janga izy dia hihaosa ny nofony sy ny vatany.
# Inona no ho nenina ho lazain'ny zanaka raha tafiditra amin'ny vehivavy janga?
Raha tafiditra amin'ny vehivavy janga izy dia hiteny amin'ny faran'ny andro-piainany fa nanenina ny amin'ny nankahalany fananarany sy ny fandavana ny fanitsiana.