plt_tq/pro/01/07.md

8 lines
203 B
Markdown

# Inona no fiandoham-pahalalana?
Ny tahotra an'i Yaveh no fiandoham-pahalalana.
# Fampianaran'iza no tokony henoin'ny zanaka?
Tokony hihaino ny fampianarana avy amin'ny rainy sy ny reniny ny zanaka.