plt_tq/pro/01/01.md

8 lines
274 B
Markdown

# Iza no nanoratra ireto ohabolana ireto?
Solomona, mpanjakan'Israely, no nanoratra ireto ohabolana ireto.
# Ahoana no fampianaran'ireto ohabolana ireto miaina?
Ireto ohabolana ireto dia mampianatra ny olona hiaina amin'ny fanaovana ny marina, ny hitsiny, ary ny rariny.