forked from WA-Catalog/plt_tq
12 lines
488 B
Markdown
12 lines
488 B
Markdown
# Ho amin'ny tanjona inona no andraisan'i Paoly ireo zavatra rehetra teo aloha ho toy ny fako ankehitriny?
|
|
|
|
Paoly dia mandray ny zavatra rehetra teo aloha ho toy ny fako mba hahazoany an'i Kristy.
|
|
|
|
# Inona ankehitriny no fahamarinana ananan'i Paoly?
|
|
|
|
Ankehitriny Paoly dia manana ny fahamarinana avy amin'Andriamanitra izay avy amin'ny alalan'ny finoana an'i Kristy.
|
|
|
|
# Paoly dia manana fiombonana amin'i Kristy amin'ny inona?
|
|
|
|
Paoly dia manana ny fiombonana amin'ireo fijalian'i Kristy.
|