plt_tq/php/03/01.md

8 lines
371 B
Markdown

# Iza no nampitandreman'i Paoly an'ireo mpino?
Paoly dia nampitandrina an'ireo mpino mba hitandrina amin'ireo amboa, ireo mpanao ratsy, ary ireo mpanapaka rantsam-batana.
# Iza no lazain'i Paoly fa voafora marina?
Paoly dia milaza fa ireo izay mivavaka amin'ny Fanahin'Andriamanitra, voninahitra ao amin'i Kristy Jesosy, ary tsy mitoky amin'ny nofo no voafora marina.