plt_tq/php/01/15.md

4 lines
273 B
Markdown

# Nahoana ny sasany no mitory an'i Kristy amin'ny fitiavan-tena sy amin'ny antony feno fiatsarambelatsihy?
Ny sasany dia mitory an'i Kristy amin'ny fitiavan-tena sy antony feno fiatsaram-belatsihy satria mieritreritra fa hanampy ny fahorian'i Paoly any am-ponja izy ireo.