plt_tq/phm/01/14.md

311 B

Inona no tian'i Paoly hataon'i Filemona an'i Onesimosy?

Tian'i Paoly hanafaka an'i Onesimosy amin'ny fanandevozana i Filemona, ary hanaiky ny hiverenan'i Onesimosy amin'i Paoly.

Ahoana ny tian'i Paoly hijeren'i Filemona an'i Onesimosy?

Tian'i Paoly hijery an'i Onesimosy tahaka ny rahalahany i Filemona.