plt_tq/num/34/16.md

4 lines
161 B
Markdown

# Iza ireo lehilahy izay hizara ny tany ho lovan'izy ireo?
Ireo lehilahy dia ho i Eleazara mpisorona, Josoa zanak'i Nona, ary mpitarika iray avy isaky ny foko.