forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
341 B
Markdown
4 lines
341 B
Markdown
# Fampanantenana inona no nataon'ireo taranak'i Robena sy Gada tamin'i Mosesy raha hamela azy ireo hanorina fefy ho an'ireo biby fiompiny sy tanànany ho an'ireo ankohony izy?
|
|
|
|
Nampanantena ny ho vonona hitam-piadiana mba handeha hiaraka amin'ny tafik'Israely izy ireo ary tsy hiverina mandra-pametrahan'izy ireo ny Israely amin'ny toerany.
|