# Nahoana no nomena an'i Yaveh ny volamena rehetra avy amin'ireo mpifehy arivo sy avy amin'ireo kapitenin'ny zato?
Napetraka tao amin'ny trano-lay fihaonana mba hampahatsiahivana an'i Yaveh ny vahoakan'Israely izany.