forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
508 B
Markdown
8 lines
508 B
Markdown
# Ahoana no nankalazan'ny vahoakan'Israely ny andro fahavalon'ny fivoriana?
|
|
|
|
Tamin'ny andro fahavalon'ny fivoriana dia tsy maintsy nanao fivoriana manetriketrika hafa ny vahoakan'Israely ary tsy nanao ny asa mahazatra.
|
|
|
|
# Biby inona no tsy maintsy natolotr'izy ireo tamin'ny andro fahavalo ho fanatitra doran'izy ireo natao tamin'ny afo mba hahatonga hanitra mamerovero ho an'i Yaveh?
|
|
|
|
Tsy maintsy nanolotra ombilahy iray, ondrilahy iray, ary zanak'ondry lahy herintaona fito, samy tsy misy kilema izy ireo.
|