forked from WA-Catalog/plt_tq
16 lines
796 B
Markdown
16 lines
796 B
Markdown
# Biby sorona inona no tsy maintsy atao mandritra ny fito andron'ny Paska?
|
|
|
|
Nanolotra vantotr'ombilahy roa, ondrilahy iray, ary zanak'ondry herintaona fito tsy misy kilema izy ireo.
|
|
|
|
# Fanatitra hohanina inona no nomen'izy ireo niaraka tamin'ireo vantotr'ombilahy roa sy niaraka tamin'ny ondrilahy?
|
|
|
|
Niaraka tamin'ireo vantotr'ombilahy roa dia nanolotra koba tsara toto mifangaro diloilo telo ampahafolon'ny efaha izy ireo ary niaraka tamin'ny ondrilahy dia nanolotra roa ampahafolony izy ireo.
|
|
|
|
# Inona no natolotr'izy ireo niaraka tamin'ireo zanak'ondry?
|
|
|
|
Nanolotra koba tsara toto ampahafolon'ny efaha niharo diloilo niaraka tamin'ny zanak'ondry tsirairay izy ireo.
|
|
|
|
# Nahoana no nomena ny osilahy?
|
|
|
|
Nomena ho fanatitra noho ny ota mba hanaovana fanavotana ho an'ny tenan'izy ireo ny osilahy.
|