forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
359 B
Markdown
8 lines
359 B
Markdown
# Inona no nahazo an'i Edoma sy Seira rehefa resin'Israely tamin-kery izy ireo?
|
|
|
|
Lasa fananan'i Israely i Edoma sy Seira, ary resin'Israely tamin-kery izy ireo.
|
|
|
|
# Inona no hivoaka avy amin'i Jakoba ary inona no hataony?
|
|
|
|
Hisy mpanjaka iray izay hanana ny fanapahana hivoaka avy amin'i Jakoba ary hamotika ireo sisa tsy maty ao amin'ny tanànan'izy ireo Izy.
|