forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
325 B
Markdown
8 lines
325 B
Markdown
# Inona no hafatra izay napetrak'i Yaveh teo am-bavan'i Balama?
|
|
|
|
Nilaza Balama fa tsy mandainga Yaveh ary tsy miova hevitra Izy.
|
|
|
|
# Inona no nolazain'i Balama fa tsy azony atao momba ny didin'Andriamanitra ny mba hitahiana ny Israely?
|
|
|
|
Nilaza Balama fa tsy afaka ny hamadika ny didin'i Yaveh dia ny hitahiana ny Israely izy.
|