plt_tq/num/23/01.md

12 lines
582 B
Markdown

# Inona no nolazain'i Balama mpaminany mba hataon'i Balaka mpanjaka?
Nilaza tamin'i Balaka ny hanorenana alitara fito ho azy sy hanomanana ombilahy fito sy ondry fito Balama.
# Inona no nataon'i Balaka momba ny fangatahan'i Balama?
Nanao araka izay nangatahin'i Balama i Balaka, ary nanolotra omby iray sy ondry iray isaky ny alitara izy ireo.
# Inona no nolazain'i Balama tamin'i Balaka fa mety ataon'i Yaveh rehefa mitokana ery izy?
Nilaza tamin'i Balaka i Balama fa mety ho avy hihaona aminy Yaveh ary dia hilaza amin'i Balama ny rehetra nasehon'i Yaveh taminy izy avy eo.