forked from WA-Catalog/plt_tq
12 lines
594 B
Markdown
12 lines
594 B
Markdown
# Inona no nataon'ilay Kananita mpanjakan'i Arada rehefa reny fa nandeha tany amin'ny lalana mankany Atarima ny Israely?
|
|
|
|
Niady tamin'ny Israely ny mpanjakan'i Arada ary naka ny sasany tamin'izy ireo ho babo.
|
|
|
|
# Inona no nataon'i Yaveh ho valin'ny voadin'ny Israely izay namotehan'izy ireo tanteraka ireo tanànan'ny mpanjakan'i Arada raha hanome fandresena azy ireo Yaveh?
|
|
|
|
Nihaino ny Israely i Yaveh ary nanome fandresena ny Kananita azy ireo.
|
|
|
|
# Nantsoina hoe inona ilay anaran-toerana izay namotehan'ny Israely ny Kananita sy ny tanànan'izy ireo?
|
|
|
|
Nantsoina hoe Horma izany toerana izany.
|