forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
469 B
Markdown
8 lines
469 B
Markdown
# Iza no nolazain'i Yaveh tamin'i Mosesy sy Arona fa tokony entin'izy ireo any an-Tendrombohitra Hora?
|
|
|
|
Nilaza tamin'i Mosesy sy Arona ny hitondrana an'i Eleazara, zanaka lahin'i Arona, miaraka amin'izy ireo any an-Tendrombohitra Hora i Yaveh.
|
|
|
|
# Nahoana no nilaza tamin'izy ireo ny mba hanalana ny akanjo fisoronan'i Arona ary hampanao izany an'i Eleazara zanany Yaveh?
|
|
|
|
Nilaza tamin'izy ireo Yaveh fa tsy maintsy ho faty Arona ary hangonina ho any amin'ny vahoakany.
|