plt_tq/num/20/18.md

8 lines
443 B
Markdown

# Inona no navalin'ny mpanjaka an'i Mosesy?
Ny valinteny dia hoe tsy afaka mandalo ny taniny ny vahoakan'Israely ary hanafika azy ireo amin-tsabatra izy raha miezaka ny handalo amin'izany izy ireo.
# Inona no navalin'ny vahoakan'Israely tamin'ny mpanjakan'i Edoma?
Namaly ny vahoakan'Israely fa hamakivaky ny lalam-be izy ireo, handoa vola amin'izay rano mety sotroin'ny biby fiompin'izy ireo ary handalo fotsiny fa tsy hanao zavatra hafa.