forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
340 B
Markdown
8 lines
340 B
Markdown
# Inona no niantsoan'i Mosesy ny vahoaka mialohan'ny nikapohany ny vatolampy?
|
|
|
|
Niantso ny vahoaka hoe mpikomy i Mosesy.
|
|
|
|
# Inona no nitranga rehefa nikapoka ny vatolampy indroa tamin'ny tehiny Mosesy?
|
|
|
|
Rehefa nikapoka ny vatolampy Mosesy dia nisy rano be nivoaka avy tao amin'ny vatolampy ka nisotro ny vahoaka sy ny biby fiompin'izy ireo.
|