forked from WA-Catalog/plt_tq
12 lines
641 B
Markdown
12 lines
641 B
Markdown
# Nataon'ny olona izay madio inona ireo lavenona avy amin'ilay ombivavy kely?
|
|
|
|
Ny olona izay madio dia nanangona ireo lavenona ary nametraka ireo ivelan'ny toby eo amin'ny toerana madio.
|
|
|
|
# Inona no nanaovana ireo lavenona izay napetraka ivelan'ny toby eo amin'ny toerana madio?
|
|
|
|
Ireo lavenona ireo dia notehirizin'ny fiangonan'Israely mba hafangaro amin'ny rano ho an'ny fanadiovana ny ota satria avy amin'ny fanatitra noho ny ota izy ireo.
|
|
|
|
# Inona no lalàna maharitra momba ny olona izay nanangona ny lavenon'ny ombivavikely?
|
|
|
|
Ny olona izay nanangona ny lavenon'ny ombivavikely dia nanasa ny akanjony sy nitoetra maloto mandra-pahariva.
|