plt_tq/num/16/47.md

4 lines
277 B
Markdown

# Taiza no nihazakazahan'i Arona mba hanaovana fanavotana raha niparitaka ny areti-mandringana, ary inona no nijoroany teo afovoany?
Nihazakazaka ho eo afovoan'ny fivondronana Arona raha niparitaka ny areti-mandringana, ary nitsangana teo anelanelan'ny velona sy ny maty izy.