plt_tq/num/16/04.md

8 lines
486 B
Markdown

# Inona no nataon'i Mosesy rehefa nandre izay nolazain'ireo mpitarika taminy izy?
Nampiankohoka ny tavany i Mosesy rehefa nandre izay nolazain'ireo mpitarika taminy izy.
# Iza no nolazain'i Mosesy fa haneho amin'i Kora sy ireo izay niaraka taminy izay voafidy amin'ny mpisoron'i Yaveh, amin'ny fitsanganany ny maraina?
Nilaza tamin'i Kora sy ireo izay niaraka taminy i Mosesy fa haneho izay nofidiany ho mpisorona Yaveh, amin'ny alalan'ny fitondrana izany lehilahy izany ny maraina.