plt_tq/num/15/20.md

8 lines
334 B
Markdown

# Inona no ho ataon'ny vahoaka amin'ny voalohan-koban'izy ireo?
Tsy maintsy hanandratra mofo avy amin'ny voalohan-koban'izy ireo ny vahoaka.
# Impiry no nandidy ny vahoaka mba hanandratra fanatitra avy amin'ny voalohan-koban'izy ireo Yaveh?
Nilaza Izy fa tsy maintsy manandratra fanatitra hatramin'ny taranaky ny vahoaka izy ireo.