forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
532 B
Markdown
8 lines
532 B
Markdown
# Fanatitra hohanina inona no nentin'izy ireo niaraka tamin'ny ondrilahy fanatitra?
|
|
|
|
Niaraka amin'ny ondrilahy fanatitra, dia nitondra lafarina tsara toto voaharoharo amin'ny menaka ho fanatitra hohanina izy ireo.
|
|
|
|
# Fanatitra sotroina inona no nentin'ny olona niaraka tamin'ny fanatitra doran'izy ireo na niaraka tamin'ireo sorona ho an'ny zanak'ondry tsirairay?
|
|
|
|
Nolazaina mba hikarakara divay ho fanatitra sotroina niaraka tamin'ny fanatitra doran'izy ireo na niaraka tamin'ireo sorona ho an'ny zanak'ondry tsirairay ny vahoaka.
|