plt_tq/num/14/17.md

4 lines
188 B
Markdown

# Nahoana no niangavy tamin'i Yaveh ny mba hamelana ny fahotan'ny vahoaka i Mosesy?
Niangavy tamin'i Yaveh ny mba hamelana ny fahotan'ny vahoaka noho ny haben'ny famindram-pony i Mosesy.