forked from WA-Catalog/plt_tq
12 lines
477 B
Markdown
12 lines
477 B
Markdown
# Ahoana no fihetsik'i Josoa sy Kaleba?
|
|
|
|
Nandrovitra ny fitafian'izy ireo i Josoa sy Kaleba.
|
|
|
|
# Inona no nolazain'i Josoa sy Kaleba tamin'ny fiangonana fa hitranga raha ankasitrahan'i Yaveh izy ireo?
|
|
|
|
Nolazain'izy ireo fa raha ankasitrahan'i Yaveh izy ireo dia hitondra azy ireo any amin'izany tany izany sy hanome izany ho azy ireo Izy.
|
|
|
|
# Ahoana no nanoritsoritan'i Josoa sy Kaleba ny tany?
|
|
|
|
Nosoritsoritan'i Josoa sy Kaleba ho tany izay tondra-dronono sy tantely ilay tany.
|