forked from WA-Catalog/plt_tq
12 lines
604 B
Markdown
12 lines
604 B
Markdown
# Ahoana ny fihetseham-pon'ny olona tamin'ireo vaovao momba ireo goavana tao amin'ilay tany?
|
|
|
|
Tamin'izany alina izany dia nitomany mafy ny fiangonana rehetra.
|
|
|
|
# Inona no nirian'ny fiangonan'Israely manontolo hitranga rehefa nitsikera an'i Mosesy sy Arona izy ireo?
|
|
|
|
Niteny tamin'i Mosesy sy Arona izy ireo fa naleon'izy ireo maty tany amin'ny tany Egypta toy izay tany an'efitra.
|
|
|
|
# Inona no noheritreretin'izy ireo fa tsara noho ny mandeha any amin'ny tany izay nitondran'i Yaveh azy ireo?
|
|
|
|
Nihevitra izy ireo fa tsara ny miverina any Egypta miaraka amin'ny vadin'izy ireo sy ny zaza madinik'izy ireo.
|