forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
374 B
Markdown
8 lines
374 B
Markdown
# Taiza no nilatsahan'ny papelika avy tao amin'ny toby?
|
|
|
|
Nilatsaka teo akaikin'ny toby, teo ho eo amin'ny lalana iray andro tany amin'ny andaniny ary lalana iray andro tany amin'ny ankilany ny papelika.
|
|
|
|
# Hafiriana no sahirana nanangona ny papelika ny vahoaka?
|
|
|
|
Sahirana nanangona ny papelika ny andro tontolo, ny alina manontolo, ary ny andro manaraka rehetra ny vahoaka.
|