plt_tq/num/11/01.md

8 lines
283 B
Markdown

# Ny tenin'ny vahoaka inona no nohenoin'i Yaveh?
Nitaraina momba ny olan'izy ireo ny vahoaka raha nihaino Yaveh.
# Inona no nataon'i Mosesy rehefa niantso azy momba ny afo ny vahoaka?
Rehefa niantso an'i Mosesy izy ireo, dia nivavaka tamin'i Yaveh i Mosesy, ka nitsahatra ny afo.