forked from WA-Catalog/plt_tq
12 lines
506 B
Markdown
12 lines
506 B
Markdown
# Iza no hitsoka ireo trompetra?
|
|
|
|
Ireo mpisorona no hitsoka ireo trompetra.
|
|
|
|
# Inona no famantarana ho an'ireo mpitarika manokana mba hiangonana eo amin'i Mosesy?
|
|
|
|
Rehefa mitsoka trompetra iray ihany ireo mpisorona, dia izay no famantarana ho an'ireo mpitarika manokana mba hiangonana eo amin'i Mosesy.
|
|
|
|
# Inona no famantarana ho an'ny vahoaka any atsinanana mba hanombohana ny dian'izy ireo?
|
|
|
|
Ny fitsofana mafy ny trompetra no famantarana ho an'ny vahoaka any atsinanana mba hanombohana ny dian'izy ireo.
|