plt_tq/num/08/20.md

4 lines
217 B
Markdown

# Nanao ny zavatra rehetra izay nandidian'i Yaveh mahakasika ireo Levita ve i Mosesy, Arona, sy ny vondron'ny vahoaka manontolo?
Eny, nanao ny zavatra rehetra izay nandidian'i Yaveh mahakasika ireo Levita izy ireo.