plt_tq/num/07/89.md

4 lines
245 B
Markdown

# Toerana avy aiza no niresahan'i Yaveh tamin'i Mosesy rehefa tao anaty trano-lay fihaonana izy?
Niresaka tamin'i Mosesy avy teo ambonin'ny saronam-panavotana teo amin'ny fiaran'ny vavolombelona, avy teo anelanelan'ny kerobima anankiroa Yaveh.