forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
428 B
Markdown
8 lines
428 B
Markdown
# Inona no nosoran'i Mosesy sy namasininy ho an'i Yaveh tamin'ny andro izay nahavitan'ny tabernakely sy ny alitara?
|
|
|
|
Nanosotra sy nanamasina ny tabernakely, ny fanak'izany rehetra, ny alitara sy ny fitaovan'izany rehetra ho an'i Yaveh izy.
|
|
|
|
# Inona no nentin'ireo mpitarik'Israely ho sorona teo anatrehan'ny tabernakely?
|
|
|
|
Nitondra sarety nisarona enina sy omby roa ambin'ny folo ho sorona teo anatrehan'ny tabernakely izy ireo.
|