forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
425 B
Markdown
4 lines
425 B
Markdown
# Fanatitra noho ny ota inona no mila entin'ny Nazirita voaloto eo amin'ny fidirana mankao amin'ny trano-lay fihaonana miaraka amin'ny zanak'ondry lahiny ho fanatitra noho ny heloka?
|
|
|
|
Mila mitondra zanak'ondry vavy herintaona sady tsy misy kilema ho fanatitra noho ny ota, ondrilahy izay tsy misy kilema ho fanati-pihavanana, mofo tsy misy lalivay eran'ny harona, fanatitra hohanina sy fanatitra sotroina ho an'i Yaveh izy.
|